Mba niezaka nandinika ihany fa tsy tafa : inona marina ny ao ambaidkizao raharaha izao,
Fa maninona ny Communauté internationale sy ny FFKM sns no mi-reconnaitre a n TGV sy ny action ataony ka mangataka table ronde ? Nefa anie TGV manana pouvoir sur Une partie de Tana eh , et meconnu dans les provinces.
Fa maninona ny pouvoir en vigueur no tsy misambotra any TGV sy ireo mpitarika fitokonnana sy le hoe mpandroba kanefa efa namoaka mandats d’arrets isanakarazany. Le olon ho samborina aanefa tsy miafina mihitsy sady tsy mitsoaka.
Fa inona ihany ary ty, tsy misy sur am ze ataony tsony ve reo am pouvoirs reo ?
Ny vahoaka anefa sady tsy te hanonga-panjakana no tsy faly am fanjakana. Fa de te hihafy am ze kely efa vita hatramizay, tsy te hahita ny pire intsony. Kanefa, …