aza mba manala baraka olona azafady indrindra rehefa marenina sy tsy mahay mamakafaka tsara fa tsy RANAVALONA 3 AKORY NO ALAINA AVY ANY AN-DAFY fa ireo mpiara dia taminy maty tany ,ka tsy misy olona vendrana ohatra anareo akory eo ka hanaonao foana hoatry ny famindrana rzana teny @ ROVA;izay nanao ireny no teny vendrana sady manitskitsaka olona mihintsy ,azo ho lazaina ho mpamosavy mihintsy,fa tsy ingahy minisitra mandala ny soatoavina maha malagasy