pisokely
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
pisokelyMembre
k*ndin_drenin’io angah mitapy? tsy tafavoaka intsony isika ry gasikara a! soa ihany zahay fa miaina am’buzne de mba mahita tataka fa gaboraraka be ny tanana zao. ny capsat ve no rôle eto am-tanàna le. Matoa miaramila de tadidio fa k*ndin’alika p*ry daholo. tsy nianantra na olona zara fa nahay zavatra, manao loham-boto. reveko aloha satria mba libre ny kôfa am’zao mi-buzne fa le boaykeliko no mampanahy ahy.
de milaza fa tsy coup d’Etat hono, rah tsy elah no iza ko! kôf’boay DJ ve no handresy lahatra olona efa 30 ans d’expérience am’resaka ohatran’ireny de ho tafa. mieritrereta isika ry gasy fa de ho entin’olona tsy mahay n’inon’inom-pory foana. afaka ra8 de miditra i tgv.pisokelyMembreaiza daholo ry greviste a! za tam vôlouhany no namanareo fa zao za fahavalonareo kozye!
hay hanongam-panjakana no tena tetik’i lery!
za ndray tsy handrovitra patalou eny intsony, sao de lasa Tanora Gôka Vody eny,
efa hitako eto daholo ny staff n’ny president n’ny repob’alika vaovao n’i TGV,
alain ramaroson
pierre tsiranana
daniel ramaromisa na rambo
famille andriamanjato
jean lahiniriko
rolland ratsiraka
henri le cacheur (ary angah le bandy ty tsy lasa adala ndray?)
ry voninahitsy avoaka hatao minisitry ny cheque sans provision
ry pety hatao minisitry ny taim-bava
ry kotity hatao minisitry ny totakely
ry deba antsoina hiverina aty hatao ambasadeur n’ny lion’s club amin’ny ady @ cataracte
ry tantely andrianarivo minisitry ny toaka gasy
ry rossy minisitry ny rasta
ry tsaranazy kay mbola any
de ny vadin’i andry minisitry ny…
zay an!
de aza romotra fa zay no zava-misy na faly enao na tsy falypisokelyMembreindéfendable ahoana e?
nenareo efa jamba manahaka an’i deba ny masonareo, dernier choix zao ny resaka, aleoko ravalo toy izay alain ramaroson, pierre tsiranana, rambo, famille andriamanjato, deba sy ny fianakam’s, samy tsy reviko ireo fa aleoko miafy am’lety aloha mbahampandeha @ laoniny ny raharaham-pirenena.
@ 2012 za mametraka izay tena olona vonon-kitondra fa tsy tsangan’olona. de aza mifidy ndray, zao manenina daholo. tadidio fa le tanora tsy nandeha nifidy daholo anie reo milahatra eo ireo e!
Mandrovitra patalou de avy eo lasa Tanora Gôka Vody eny @ 13 mai eny.
olona demokraty ve enao mitaky ny demokrasia de hanao coup d’état, c’est con. vraiment con…
rariny loatra rah tsy hanjary le tolona. Zavatra tokony ho tafavoaka ireny ve, lasa simbain’ireo dinausore be ireo.
ireo anie efa voaozona hatrany @ tsinai-maintiny mihitsy e! ny hanakorontana no tena kapoakan’ireo. Ovinana ianao no nahita an’i Alain ramaroson tsy nanohitra na daniel ramaromisa tsy nanohitra, na ny famille andriamanjato tsy nanohitra? mba lazao hoe?
marary toa ano ireo razoky a! manantona psychologue de avy eo mankany amin’i saberah mijery tonon’andro fa mila fanasitranana nareo mbola mankafy an’le andry Tanora Gaigy Vizana.pisokelyMembresalut, andry TGV n’est qu’une poupée et Ra8 n’est qu’un robot.
mitovy izy mitsam fa ny mahasamy hafa azy de zao, ny poupée tsy afaka mandeha fa ny robot afaka mampandeha ny tenany, mandeha pile.
le TGV en fait dia olona tsy misaina, kely loha misaina @ V.
hanao auto-proclamation nefa tanà ary tsy hita zay vitany tao;
ra8 t@ izy maire mba nanao ihany nefa anie ka nisy koa ny blocus nataon-dratsiraka e!
zao no tena marina, aza rebireben’ireo mpanao politika ireo isika fa mianara dia miasà, rehefa tonga ny election dia mandehana mifidy daholo dia asehoy amin’izay fa manan-tsafidy iska vahoaka.
Rah ny marina aloha dia tsy ho azonareo ambaniandro intsony ny fitondrana ity rah vao mi-saute eo io ra8 io.
fetsifetsy loatra, oh TGV, Ramaroson, Famille Andriamanjato, sns
mpandoto rano sy mpitady seza daholo.
i TGV ve no hitondra ny firenena, sao de mba manopa anabavy ahy izany nama a!
zaho aza BAC + 14 tsy mahasahy milatsaka, mainka fa bandy jiolahim-boto kely DJ tany amin’ny INDRA sy Caveau no hampitondraina an’io? ra 8 aza efa tsy fidiny.
mba mieritrereta ihany fa tsy mamely intsony ity grevy ity, lasa fitaovana fotsiny isika malagasy.
eritrereto fa tamin’ny grevy nataon’ny mpiasam-panjakana farany dia nitaky izy ireo ny hanondrotana ny SMIG ho 900 000 fmg, ary ingahy RANJIVASON Jean Théodore mihitsy no mpitarika ny grève tamin’izay (miala tsiny manonontonona), rehefa nataon-dra8 minisitra ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy izy dia vitany ve ny nanondrotra ny karamanareo mpiasam-mpanjakana? fitadiavana seza hoy aho io. Commando e, Viva e, Daewoo e, Force 1 e, etc
Voaporofo izao fa tsy misy ilay commando, dia ahoana indray.
Rah tamin’ny fotoana nitondran’Andriamatoa Bush tany Etats-Unis nitadiavana an’ingahy Sadam Husein iny moa no nisy Radio na TV mamoaka vaovao manindrahindra sy mandefa lahateny mikasika an’i Sadam Hussein dia tsy ho nakaton’ny fanjakana Americain ve?
mikasika ilay tany indray dia tsy omena izy io fa tahaka ny exploitation rehetra, ofaina ary averina amin’ny laoniny na hatsaraina rehefa vita ny ilana azy. sa aleo lo toy izay ho an-kavana? omeko ohatra ianareo, eny an-tampon’IHorombe izao dia malalaka be azo volena, isika malagasy anefa tsy manana tombony na ny ariary aza amin’ny maha tany midadasika sy foana an’io toerana io, fa dia faly fotsiny hoe tanindrazako io nefa tsy trandrahina fa mitokona fotsiny eo hany ka rehefa omena hambolen’ny olona dia hoe ahy io, tanindrazako io, …
tsy hivoatra isika raha ny toe-tsian’ndry zalahy mpanao politika ireo no arahina. Ianao ve mino fa tsy tanindrazan’olona no nanaovan-dRatsiraka an’io Iavoloha io? io anefa tsy hiverina amin’ny tompony intsony fa dia efa an’ny fanjakana mandrakizay.
ireny Zone Franche ireny, tsy tanindrazan’olon,a ve ireny?
ka raha ireny ary no ezahina sy forcer-na haverina amin’ny tompony dia hisy olona firy no chomeur indray.
tadidio fa asa eo amin’ny 120 000 eo ho eo no mety haterak’ilay fitrandrahana ara-pambolena ataon’ny DAEWOO nefa olona am-polony no milaza ho tompony, dia hovonoina noho ny olona 10 izany iretsy 120 000 iretsy? nefa io tany io hatramin’izay mitanin’andro fotsiny
TGV amiko misaina amin’ny V -
AuteurPosts