Mbola mitoetra lalina ao @ Andriana tompoko io resaka io!
Ny tenako manokana dia niaina an’izany t@ izaho hanambady satria teo izaho vao nahalala fa Andriana izahay ary dia natao tetiarana ny fiaviko sy ny fiavian’ny vadiko satria ny samy andriana ihany ao aminay no mahazo mifanambady!