tany

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 39)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #22108
    tany
    Membre

    Nisy namako izay mantsy avy eo Ambohimalaza(teneniko eto fa tsy mikritika akory aho sao lazaina oe manmbany na manambony) ary Andriatompokoindrindra ry zareo. Ka nafaran’ny bebeny mafy oe aza manambady ireo olona mipetraka etsy ambony iretsy fa menakely ireo. Ka tsy aiko ny tiany lazaian @ zany sao fantatrao.

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Ity ny valin’io fanontaniana manahirana ano io:( 2ième définition du mot menakely):
    -Rehefa misy andriambe miamboho, dia ny » menakely » no manao ny fikarakarana rehetra @ ilay razana (izay tsy azon’olon-kafa ,ankoatran’izy ireo , kasihina).Ary tena sarompiaro @ io adidiny io
    mihintsy ry zareo.
    Ohatra : Raha miamboho ny zanak’Andriana eny Fiakarana, dia ireo Andriandranando eny irery ihany no mahazo mikarakara sy mikasika ilay razana raha ny tena izy.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #22107
    tany
    Membre

    Miarahaba anao ry Havana.
    Tsy sanatria hitsipaka an-kitso rano ny voalazanao aho, ka hialako tsiny mialoha ny teny kely ho ambarako eto.

    Minoa ahy ihanao fa avy amina  » concours de circonstance  » hafa dia hafa sy fisainana lalim-paka, asa,azo lazaina hoe « méditation » , tsy eritreretina akory no niavian’ny hevitr’Andriantompokoindrindra
    hamorona ny tranomanara. … N’oublions pas que c’était un « illuminé » et……….. je n’en dirai pas plus

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22054
    tany
    Membre

    Ar aizamarina kay ny nanafenana ny Mpanjaka Andriamasinavalona. Araka ny nolazain’ilay olona ihany fa tsy eo Manjakamiadana no nanafenana azy.

    Misaotra tompoko!

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Andriamasinavalona dia eo Manjakamiadana tokoa no miafiana ,ary nanafatra ny ho afenina miaraka @ ilay vady tiany indrindra, izay niamboho tapa-bolana monja tao aorinan’ny niterahiny ny zanany lahy iray izay nanjaka tao Ambohimanga taty aoriana.
    Ny fanontaniana hafa napetrakao dia aleo ho valian’i Mpijery.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22044
    tany
    Membre

    Mazava loatra Tompoko…Tsara sy lafatra loatra raha toa manampy tosika sy manatevina izany rehetra izany ny hadivory.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22042
    tany
    Membre

    Miarahaba anao ry tany!

    Fangah refa misy aviavy dia vodivona.

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Aza alefa lavitra loatra ny eritreritrao fa mba tsotsory ihany e.
    Tsy vodivona velively ny eo.

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 39)
error: