Raha tianao ny mba hijery ny misy an-dRafaramahery, maro ny lalana azo aleha ahatongavana eny ,saingy somary lavalava ihany ny dia an-tongotra tsy maintsy atao satria hanivanivaka vohitra sy lohasaha ihanareo.Ka raha vao tonga eo :
1)-Ankadivoribe Atsimo ihanao na
2)-Soalandy, na
3)-Beravina, na
4)-Ambodivona sy @ iny Imerinatsimo Atsinanana rehetra iny….Manontania olona
fa ho tonga eny tokoa ihanao.