Taxine Five

Toutes mes réponses sur les forums

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20559
    Taxine Five
    Membre

    Fa ianareo izany ve ry Taimbava misaina sa ahoana a ? Mba manaova discernement ihany rangahy a ! Mba jereo ny tranonkalan’ny MADAGATE dia jereo ao ny hagaigen’i Ravalomanana : il bafoue la loi comme il lui semble, il vend les terres de nos ancêtres, et et et maintenant il engage des mercenaires. Vois maintenant où çà a conduit ! Certes il y a des actes de vendalisme mais c’est surtout la colère du peuple. Raha tratrako iny Ravalo iny dia io no hanaovako azy !

    en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20547
    Taxine Five
    Membre

    Hahahahaha ! Maninona tokoa moa raha mba akaton-drizalahy ny TV5 sy ny FRI fa miresaka TGV e ! Hahahahhahaha ! Milay le blagy e ! Milay ! Izahay aty lavitra aty fa tsy ao Tàna fa mba mila infos rangahy a : vaky hono @ izao ora izao ny Magro Behoririka a ? Izay ilay dérrapage hitondra kirontana fa tsy ilaozan’izay mpanararaotra io na ny andaniny na ny ankilany !

    en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20545
    Taxine Five
    Membre

    Hoan’i Aurélie : Fa ny diplôme-nao inona ? DEA sa Doctorat sa inona ? Inona no zavatra voatsanganao ? Preuve de bon sens io ry anona a ! Intélligence no miasa ! Resaka publicité izany ange ramatoa ity ka misy plan marketing e ! Raha tsy nianatra izy hoy ianao dia ahoana no ahaizany izany ? Ny olona ramatoa ity autodidacte ! Je peux vous dire que j’ai pas besoin d’aller à Ankatso pour monter une bonne affaire ! Avec de la chance et encore du bon sens, on peut tout faire ! Mba jereo koa ny Tenin’Andriamanitra e : « Ahy ny fisainana, Ahy ny fahalalana, Ahy ny fanambinana ary Izaho no anjakan’iny mpanjaka ! » Nomen’Andriamanitra fisainana sy fanambinana ary hafalalana izy matoa manjaka ry anona a ! Mba asio discernement rehefa miresaka fa miteniteny foana ! Pour vous dire, je suis contre Ravalomanana mais je suis contre la grève également ! Raha hendry rizalahy dia tokony mba hifanantona na mitady marimaritra iraisana rehefa tsy misy moa akory atao fa dia mi-grève izany ny olona koa ! Izy roalahy koa samy be ambo-po koa ! I Ravalomanana tsy mamely ary i Andry indray mampatahotra ny ao ambadikany ao (Rajaonarivelo et consorts). Manaovà remaniement Ravalomanana dia sokafy ny VIVA dia mba milamina ny tanàna a ! Dia mba aleo i Andry mba hiasa an-kalalahana rehefa resy ianareo tao Tàna ! Mazava amin’i Aurélie ve izay ? Je dis en passant : mba sokafy koa rangahy ny FPVM a ! Vous bafouez la loi et les autres comme il vous semble ! Je dis que c’est pas bien du tout ! A bon entendeur salut !

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
error: