tintin
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
tintinMembre
O ry Scientist a!! fa nga toi mbola tsy nandeha avion? refa le andeha avion iny dia le vao eo @ enregistrement dia anontaniana ny firazanana dia rehefa hita sy voamarina tsara fa » Andriana » toi dia misoratra ao am billet-toi ny place ipetrahana. Ny andriana tompoko dia any aloha no mipetraka fa any mantsy tonga aloha à destination.
tintinMembreHun! zay ary… izay le tiako ho lazaina hatram voalohany fa eto refa mba milaza ny hevitra dia lazain’zalahy hoe andevo na hova e.Mankasitraka ry Scientist am le hevitra a.izay no maha forum ny forum
tintinMembreambony indrindra azafady
ny tiako tenenina d le wé resaka nataonao hoe sasa-poana ze hanakana ny fiarahan’olona mifankatia satria ny fitiavana no ambony indrindra.
Noho izany dia na iza faly na tsia dia efa lany daty zany resaka andevo, hova andriana zany zao.
ny vadiko zao hova d manin zao ny zanakay? le zaza ary tena mahay any am-pianarana.sady manja kely.tsitako ze olanatintinMembreEfa lany daty zany resaka Andriana zany ry leiry e.tamin’ny andron fahagola zany ry boy e.efa vola zao no miteny.firifiry moa ny olona milaza azy ho andriana fa andevozin’ny andevo ary hitsakitsahiny mintsy noho ny tsy fananana vola? Ary amiko matoa ialahy mbola miasa dia andevo ialahy e.na merina ialahy na tsia. Afaka miteny ny tenany ho andriana dôly ze te hiteny ary io tsy fantatra ety ivelany zany hoe iry olona iry andriana satria merina. Non, tsy any le izy boy e. Tsy voatery ho andriana refa merina ary izay le fisainana tena diso fa iza moa no hiteny hoe andevo kosa aloha refa anontaniana e? zay no mahasarotra azy.Tsy fantatra ivelany zany io. L’habit ne fait pas le moine leisy boy e. Ny fiteny haiko zao d hoe » IL A VRAIMENT DE LA CLASSE » fa tsy mbola naheno mintsy za aloha hatreto hoe » ça c’est un andriana » sa lisany efa naheno?
Hamehezako azy, na andriana be farak’ze zokiny aza lisany, refa mbola mipepopepo miasa sy mitady vola à gauche à droite d aza miteny akory hoe andriana na indray mandeha aza satria ny mpampiasa an’ialahy isany @ zay fotoana izay no andriana fa lisany dia andevony avokoa. Refa retraité lisany dia mizestiava am zay hoe andriana e.tintinMembreza zany rehefa nandinika ny resakareo teto ry andriana , tany, sy ny hafa dia malahelo ny foko wé tena ahoana ny fisainanareo mifanambany am-pitoerana ireto e.tsy toe-tsain’andriana velively tompoko ny mifanaraby toy izao ataonareo izao.mba ovay ny fomba zalahy a.marina e.
-
AuteurPosts