tor

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Andriamasinavalona #22498
    tor
    Membre

    Ravelomanantsoa mpanao 100 m ?

    tsy avy amin’ny anarana velively mihintsy no maha andriana na tsia, ny olona rehetra dia afaka miova anarana daholo na iza na iza, fa raha ohatra kosa tena zavatra important be aminao izany dia ataoko fa anjaranao ny manao enquetes ary tsy misy maha diso anao na kely aza, ny fianakaviany, ny tanindrazany, ny fomba fiainany etc.., ny olona miseho milaza fa andriana nefa tsy izy dia tsy maintsy fantatra eny foana, ny matik’ambo sy ny kevo_po, no manao izany, omeko exemple ianao, ny anarako dia tsy mitovy amin’ny arriere grand-pere ko, ary ny rainy koa dia anarana afa mihintsy, pour quelles raisons? je ne sais pas , Ny fasana misy ireo razako ireo dia misy didy mihintsy izay mipetraka any amin’ny tribunal izay fantatry ny taranaka rehetra: andriambon’olona no farany mahazo milevina ao, tsy mahazo milevina ao ny andriandranando, zana-dralambo, betsizaraina, tsimahafotsy, manandriana,….etc ary ny hova. Izaho dia miafina amin’ny maha andriana be aho, ny taranaka moa dia misy mbola manaja be ihany io didy io, misy izay tsy matahotra, samy manana ny fomba fijeriny, ary tsymisy afaka micritique, ny vadiko dia mitovy razana amiko, afaka milevina ao, fa ny zanako kosa(lahy) dia efa fantany tsara ny didy, saingy izaho dia manaja izay tiany ho vadiany, efa fantany fotsiny ny souhait ko, amiko tsy dia important amiko intsony izany resaka izany.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: