Mahavariana, mahafinaritra sady mampitombo fahalalana ny vetin-dresaka mandalo eto momba ny Andriana.
Noho ny sasantsasany manoratra eto, izay nahafantarako zavatra tsy fantatro taloha, dia mIha mazava sy matevina andro aman’alina izao ny fahalalako ny fomban-drazana.
Mety ve raha mba manokatra bilaogy ianareo mba hizara sy hanaparitaka izany fahalalana izany?