tsinjo11
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
tsinjo11Membre
Ny prince william nge tsy gasy e!!!noho izany tsy hitovy kolontsaina amiko mihintsy !!!aleo izy hanao izay tiany atao raha tiany hifangaro amin-dran’hova ny ran’ny taranany>.[ny fitiavany sy ny hasambatra ny azy no jereny] hoy anao:
io no manamafy fa fitiavan-teny ny azy fa tsy mitsinjo ny ho avy.izay no tsy maha malagasy azy.
Raha mbola hiziriziry enao dia izao indray ary sainina:Raha ho tonga ny andro hahantitra anareo mivady hoeverinao fa mbola hitana ny hatsaran-tarehiny ve izy?raha samy ho antitra ihany tsy aleo izay mba hitazonana ny fahadiovan’ny taranaka no tandrovina toy izay izay endrika ivelany tsy haharitra akorytsinjo11Membremalabar> Raha hova ianao dia normal be zany!
Fa raha Andrina 100% kosa ianao dia tsy miombon-kevitra aminao aho:ny antony:
« Ny hanambadian-kiterahana » hoy ny fahendren’ny ntaolo ! Noho izany tsy maintsy ampandeferina ireny endrika ivelany ireny fa raha noho ny hatsarantare fotsiny na ny fahaizana no anambadianao olona iray ka tsy hitsinjo ny taranako aho dia tsy misy hafa amin’ny fitiavan-tena izany!
tsy hisy hijanona eto mandrakizay nge isika ka tsy aleo ve ny taranaka no tsinjovana?
Izaho manokana aloha dia tsy afeniko fa Ny tena reharehako dia ny fahafantarako fa nitazona an’izay kolontsaina izay daholo ireo razambeako rehetra raha nanambady fa raha tsy izany tsy toy izaho aho !
Dia izao zao ve no andeha handrava izany kolontsaina izany ka izay hitako mamiratra eny fotsiny no andeha ho alaiko ho renin-janako?
SANATRIA!tsinjo11Membrealeo samy andriana ihany no mivady ka.na dia mpisipa fotsiny aza aleo samy andriana ihany.
Ny tsy fanajana an’io indrindra no miteraka ny tsy fifankazahoana sy ny fifamaliana eo anivon’ny merina fa raha hajaina io soa toavina io dia nilamina sy nirindra ny tany
tsinjo11Membrereveko le fomba fiteninao e!tena voalazanao daholo ny tiko tenenina
tsinjo11Membreizay ilay hoe « mason-tsokina ka izay kely hanana no hahiratra! »
Tsy de hanomezan-tsiny azy @lafiny 1 fa le manaratsy ihany no tsy azo atao -
AuteurPosts