tsinjo11

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22919
    tsinjo11
    Membre

    ok ary e!Le izy nanaratsy ny andriana koa no tena nampalaelo ahy teo e

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22913
    tsinjo11
    Membre

    tsarava tompoko!
    tsy fantatro aloha rah andriana izy na tsia fa raha Andriana tokoa izy dia satria ve izy no te hanambady hova dia midika izany fa tsy misy intsony ny Andriana:manao antsika ho tsy misy izy izany:fanaovana tsinotsinona olona izany ka manôtra noho ny fanambaniana! ka @maha-Andriana ny tenako dia tsy maintsy miteny ihany ny tena e
    soava tsarà!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22910
    tsinjo11
    Membre

    le zaza ary tena mahay any am-pianarana.sady manja kely.tsitako ze olana

    F’anagah nisy nilaza fa rehefa silak’hova ny zaza iray dia tsy manam-pahaizana sy ratsy tarehy?

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22909
    tsinjo11
    Membre

    Le « fiandrianana » dia averiko ihany fa tsy « titre » fotsiny arak’izay ilazanareo azy fa raha izany dia azo ampitovina amin’ny hoe : Dokotera, proffesseur,Maitre,Jeneraly…..ireo no atao hoe titre satria tsy misy dokotera na proffesseur vao teraka izany fa nisy fikirizana sy fikelezan’aina avy @ilay olona voa tonga @izany toeram-boninahitra izany !
    Fa ny fiandrianana kosa dia « Identitée » izany hoe tsy noho ny fiezahanao no maha-Andriana anao fa satria Andriana ny Ray aman-dreninao ka mandova ho azy an’izany ihany koa ianao (tahaka ny maha Malagasy!)
    Ka tsy hitako izay hiadinkevitra @izany fa tsy miaina @zava misy isika.
    Ny resaka fitiavan’olondroa indray dia samy tompon’andraikitra @ny hoavin’ny taranany ny tsirairay:
    -Misy ireo izay mifasidy ny hanoy izay efa natombokin’ny razambeany ka mitandro ny fiandrianany ary izay no mahatonga ny Andriana sasany tahaka anay hifanambady samy izahay!
    -Ao ireo izay tsy sarotiny na manao tsinotsinona izany fomba nitandrovan’ny razambe teo aloha izany ka manohitra azy @alalan’ny hanambadiany hova na andevo na hafa..:safidiny izany saingy tokony zakainy hatramin’ny farany izany safidiny izany satria aina no fetran’ny fanambadiany
    Raha aravoko dia malalaka ny tsirairay saingy anjarany samy irery ny mizotro @lalana izay nofidiany!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22907
    tsinjo11
    Membre

    Fa ny fitiavana no lehibe indrindra

    fa nga nisy nandà an’izany teo e?tsy misy hifandraisany mihintsy zany resaka izany!

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 18)
error: