tsinjo11

Toutes mes réponses sur les forums

3 sujets de 16 à 18 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22904
    tsinjo11
    Membre

    zavatra efa démodé zany v no iasana saina.sola vantony sy fotsy volo tanora eo nareo a

    Tsy mahagaga raha mihalany hasina ny malagasy fa tsy @resaka fiandrianana ihany no maro mpitovy hevitra @nao fa indrisy dia mahakasika ny maha-malagasy ihany koa io!!
    Manjary lazaina fa « nilaozan’ny toetr’andro » ihany koa ny maha malagasy ka tsy « hiasana saina » intsony arakin’ny filazanao azy!Aiza moa ity firenena ity no handroso!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22903
    tsinjo11
    Membre

    Ny fiandrianana dia fanomezam-pahasoavana avy @Andriamanitra ka tsy azon’ny olombelona sy ny fahantrana esorina @olona anankiray ny fiandrianany!!ary tahak’izany koa:raha tsy Andriana ny olona iray dia tsy ny olona na ny volany na ny asany no afaka hanandratra azy ho andriana!
    Ny anjaran’ny tsirairay dia ny mipetraka @toerana nametrahan’Andriamanitra azy fa tsy mitsiriritra ny andriana ary tsy manambany ny tsy Andriana!!

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22902
    tsinjo11
    Membre

    volafotsy>Miala tsiny,miala fondro,miala salohy fito re tompoko fa na tianao na tsy tianao dia misy foana ny Andriana ary mbola hisy raha mbola tany koa ny tany!!
    Ny Mpanjaka mitondra ny vahoaka angamba no hiarahana manaiky fa tsy misy intsony eto Imerina Fa raha nisy ny Andriana fahizay ka nitazona ny fiandrianany ireo taranany taty aoriana dia ahôna tokoa moa no ahasahianao milaza fa tsy misy intsony izany ankehitriny??!!

3 sujets de 16 à 18 (sur un total de 18)
error: