le temps est révolu. pour vous tous! na andriana , na hova, na andevo. tsy misy intsony zany satria efa narina ny malagasy taloha ela be izany vao tonga ny mpanjanan-tany. ka noho izany efa rava io toe-tsaina io fa misy ireo olona mieritreritra ny tenany ho ambony noho ny hafa. ra resaka fanambadina sy fitiavana indray dia rerakeo fotsiny reny olona manakana fiarahana am olona tsy mitovy saranga ireny (andevo/andriana/hova) fa ny fitiavana dia ambony ny tetiharana, ambony ny firazanana. « »Fa ny fitiavana no lehibe indrindra » » »