Marc Ravalomanana offre 5 millions d’ariary à chaque Malgache
Dans un élan de générosité, l’ancien président déchu Marc Ravalomanana a annoncé, lors d’une conférence de presse, qu’il allait faire don d’une somme de 5 millions d’ariary (soit environ 1500 euros) à chaque citoyen malgache.
« Madagascar est devenu le pays le plus pauvre du monde à cause d’Andry Rajoelina avec son coup d’état de 2009 et de sa dictature qui a duré 5 longues années, alors, j’estime que c’est le moins que je puisse faire », a déclaré Marc Ravalomanana devant des millions de personnes venues l’acclamer pour le remercier de son geste fort généreux.
Pour y avoir droit, le Responsable de la Communication de l’ancien président a précisé « qu’il suffit de se présenter à son domicile à Faravohitra en présentant sa carte d’identité. » Faites quand même attention : cette conférence ayant eu lieu le 1er avril, le poisson n’est jamais très loin ! 😉
Ravalomanana est le seul capable de sortir les malagasy de la pauvreté! bravo au président pour cette décision!!!! na de poisson d’avril aza
Dommage que ce soit un gros poisson 🙂
Andry Rajoelina est l’ennemi public n°1. Engagez un sniper pour l’assassiner tout comme il a assassiné des milliers de personnes, sans compter les personnes qu’il a fait tuer le 7 février 2009.
Ce n’est pas impossible avec ravalomanana. Il est capable de le faire.
Malahelo aho maheno izany vaovao izany, ny hafa no mihinana ary hafa no malahelo sy mahatsapa ny fahorian’ny vahoaka.Ny hafa voalazako teo mbola tsy matahotody fa mbola miseho ho tsy tratry ny aloka foana lelikalahy iny aoka fa ho avy a la tsy ho ela ny valiny avy à Andriamanitra
Tsy zara aza ve mba manao Ravalomanana !!!!! pour vous les foza, refa ravalo, dia ratsy foana !!!! lui au moins mba nahavita zavatra !!!!! pas comme les foza orana !!!!!
nanao ravalo fa ra tsy be ambo sy manambony tena sy tsy mahay miaina de zavapona , tsy nisy nahavita ny vitany aloha , FA LE TOETSAINA NO TSY METY , ENGA ANIE KA MBA HIOVA IZY AMIN ZAO MAHAZO AZY ZAO
VOLA ANIE TSY HITONDRA ANAO ANY AM MAUSOLE E , FIARAMONINA SY MAMELA MAMY IHANY NO METY
Ny zotra 194 mitondra anao mankany ka
Trosany am fanjakana aza tsy voahefany. Mirediredy
tsis oatran’ni Dadaeo fa fanarastiana daolo, 25 iany no ady eo
Izy ary manome n’y volany ho anao ka de tsy horaisinao ampitiavana ve zany? Izy Koa tsara raha manohy n’y asany en tant que PDG mba hanome asa n’y Malagasy. Ts misy prezida parfait fa n’y ilaina de n’y hanavotrahana n’y Malagasy amin n’y fahantrana. Ka de Tokony encouragena I Rajoelina hanatontosa io adidy io. Rah hiady eo foana vao Maika tsy handroso. I Ravalomanana encouragena hanome asa. N’y Malagasy rehetra encouragena hamboly hazo sy hamboly Hanina manankalo ny vary toa ny vomanga na ovy. De Samy miompy kely. Jereo n’y kolkhoze tany Russie namokatra tsara ary afaka nisakafo n’y fianakaviana rehetra. Tsy ny fiainana aty Europa no atao modely fa zay misy ao an toerana no exploatena. N’y aty ary n’y agriculture sy élevage intensive miteraka cancer ka n’y mpanambola tsy Mihinana hafa tsy Produit biologique.