Signez la pétition pour l’arrêt de la construction d’un colisée au sein du Rova d’Antananarivo
La construction d’un colisée au sein du Rova d’Antananarivo est en train de faire réagir massivement les Malgaches. Devant une telle aberration et un tel manque de respect, absolument tous les avis sont négatifs. Certains parlent même de « génocide culturel » et de haine contre les Andriana (caste des nobles à Madagascar). Sur ce dernier point, on commence sérieusement à se poser des questions vu comment ce gouvernement piétine régulièrement le « sacré » (mais ça ne leur portera pas chance, bien au contraire).
Aussi, ce qu’ils ont oublié, c’est que le Rova d’Antananarivo n’est pas une propriété privée. Il appartient à tous les Malgaches, du Nord au Sud, de l’Est à l’Ouest en passant par le Centre. De ce fait, ils ont le devoir de le préserver et surtout pas le droit, ni la légitimité, de le dénaturer. « Jamais dans l’histoire de la nation malgache, un régime n’a osé défigurer un héritage culturel sous prétexte d’innovation », lit-on dans une pétition en ligne que nous vous invitons à signer et à partager massivement.
Cliquez ici pour signer la pétition pour sauver le Rova d’Antananarivo.
Lire aussi : Un coliseum en construction à l’intérieur du Rova d’Antananarivo
Lire aussi : Le Rova d’Antananarivo pourrait perdre sa valeur universelle exceptionnelle, selon l’Unesco
Seul un roi ou une reine malagasy qui règne a le pouvoir d’imposer un tel changement dans ce palais de la reine, et surtout pas un DJ hovalahy sans cervelle! Je signe et je partage la pétition!!!!
Le Dj Radomelina se prend pour un mpanjaka. Alors que lui il est juste un bac moins 3 sans race andriana et qui a triché avec des doublons pour devenir président. La honte franchement. Sans compter le sang qu’il a versé le 7 février 2009 et le trafic de bois de rose avec Pierre bleu. Je souhaite qu’il ait la même fin que Kadhafi.
Le DJ s’est mis définitivement tous les andriana sur le dos. C’est pas de bon augure toute cette malédiction sur le dos, à sa place je deviendrais fou et parano.
C’est une malédiction. On l’a déjà prévenu : hahafolaka an-datony azy io. Betsaka ny Malagasy no tsy mino an’izany.
Mino angamba Ingahirainy ity fa tsara dada Rabe !!!
Ny frantsay no sahy nametaveta ny kolon-tsaina Malagasy hatrizay.
Ohatra :
– eo amin’ny tanin’Andriana misy na manakaiky ny fasan’Andriana no nanorenana ny Fiangonana maro eto Imerina 6-toko,
– i Galliéni no namindra an’Andrianampoinimerina nankao Anatirova ary nanitsaka ny Tranovorona tamin’ny tongony teny an-dàlana,
– … sns … sns….
Ankehitriny dia misy sahy manorina Coliseum ao Anatirova.
Koa manontany ny vahoaka : Frantsay tokoa ve i Andry Rajoelina, izany hoe manana pasipaoro frantsay tokoa ve izy ? Mangataka azy hamaly izao fanontaniana izao.
Averina hatrany fa ny frantsay no mametaveta ny Soatoavina Malagasy.
FANAMBARANA :
.TOERANA MASINA NY ROVA ANTANANARIVO…HAJAINA NY SOATOAVINA ANDRIANA MERINA…HAVERINA AMIN’ NY ENDRINY TALOHA NY ATINY SY IVELANY AMIN’ IREO LAPA REHETRA TAO TAHAKA NY NANAOVAN’ IREO MPANJAKA TALOHA AZY…TSY HANAMPIANA SY TSY HANALANA…TSY MILA ASCENCEUR NA COLISEUM.
HAMAFISINA NY FIRAISANKINA MIARAKA AMIN’ NY FIOMBONAMBEN NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA SY NY VAHOAKA……HAJAINA NY SOATOAVINA MALAGASY.
ARY TSY HANAIKY INTSONY HAMPIADIAN’ NY VAHINY MPANJANANTANY IZAY TSY MANAJA NY SOATOAVINA MALAGASY, MANITSAKITSAKA NY FIANDRIANAM-PIRENENA, MPANOTA FADY, MPANGALATRA TANY SY NOSY ARY MPANOTOTRA TANIMBARY …AOKA IZAY!
MASINA NY TANINDRAZANA… !
Antananarivo, Vohitra Masina, faha-18 Febrary 2020.
Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA,
avy amin’ ny Lahimatoan’ Imerina,
Lehiben’ ny Fianakaviamben’ ny Andriana Merina,
Lehiben’ ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka eto Madagasikara.
on sait tous que le DJ Rajoelina n’est ni plus ni moins qu’un mégalomane. Sans parler du couple bonnie & clyde dont la femme n’est d’autre que la superministre de la cul ture. Ce n’eet pas etonnant qu’ils en arrivent la. Donc on va utiliser ce coliséum pour faire vivres des scènes de l’histoire, et on fera quoi? du coupé décalé ou une soirée ambiance disco avec le DJ Rajoelina? il y a des limites aux c*nneries quand même
Indro aloha ny fanontaniako : Mpanjaka ve i Andry Rajoelina no mahasahy mampnao io asa io ao Manjakamiadana? Iza no nanome fahefana azy hanao an’io asa io? Mba nilazana sy nierana ve ny taranaky ny Mpanjaka Merina sy ny fikambanan’ny Mpanjaka eto Madagasikara izay tarihan’i Dr Le Prince RABARIOELINA talohan’ny nanapahana ny hevitra fa hatao ity asa ity? Ary inona no ilana ny coliséum eny Majakamiadana?
Dia tena tsy misy toerana malalaka mihitsy ve eto Madagasikara no io toerana Masina sy Lova iombonana io no simbaina tahaka izao?Maninona no tsy teny amin’ny lapam-panjakana eny Iavoloha no natao ity Coliséum ity fa eto amin’ny lapan’i Manjakamiadana?
Fa amiko manokana aloha dia tsy ny Rova ihany no voazimbaziba amin’izao fa ny Malagasy iray manontolo mihitsy satria VAKOKA iombonantsika Malagasy io na inona na na inona ny foko niaviantsika ary na avy aiza na avy aiza ihany koa isika ka tokony harovana sy hajaina ary omena ny hasiny.
Koa tokony hajanona sy horavaina dieny izao io fanamboarana ny Coliséum io satria zavatra tsy maintsy harodana ihany na tiana na tsy tiana satria mana-tompo ny Lapan’i Manjakamiadana ka ny Tompony sy ny Taranany ihany no tokony hikitika na hanao zavatra ao.
Maninona moa raha ny lalana, ny sekoly, ny toeram-pitsaboana manerana ny Nosy, ny trano ho an’ny vahoaka no amboarina. Asiana jiro mandeha amin’ny agovo voajanahary manerana ny Nosy ary omena rano fisotro madio ny vahoaka manontolo na tantsaha na tandrenivohitra vao mieritreritra coliséum ny filoha hajaina mamim-bahoaka? Maninona ihany koa raha manafatra solika betsaka mahampy mandritry ny taona maromaro amin’izao fidinan’ny vidin’ny solika maneran-tany izao sa tsy mahasoa ny vahoaka ny fidinan’ny vidin’ny solika eto Madagasikara? Tsy izany ve no ilaina amin’izao fotoana izao eto amin’ny firenena?
ALAIN R.
Marina tsisy ho kianina ny teninao sy ny olona hafa etsy ambony. Ela no niainana fa mbola tsy nahita mpitondra tsisy saina otran ty mitsy. Tsy fantany akory inona ny « propriété » fa aleony manao vedette, midedaka, hita hoe tsy ampy solaitra ary mamenatra , mamenatra hoe io no mba filoha malagasy…mody miaro ny îles éparses tsy ho lasan ny frantsay nefa ny zavatra efa an ny tena sy tokony arovana aza potehina tsy asiana dikany…vakova manana ny lanjany no anotana fady dia hoy aho hoe: mahatatesa ny ozon-drazana e !
le Rova, patrimoine national, haut symbole de l’ histoire de Madagascar , est le cible de gens insensés : – 1995: Incendie . – 2020: construction d’un Colisée dans l’enceinte du Rova , A qui profite le crime?
laissez l’histoire le juger puis nous verrons la fin et la valeur et la complexité des ancêtres
non au colisée dans le palais manjakamiadana.
non! non! non!………………….
TSY METY NY FANITSAKITSAHANA ANTAMPIN-DOHA NY MALAGASY ATAONY MPITONDRA!!!
AIZA NY DEPUTE MALAGASY FA NA NY MPANJANAKA AZA TSY NANAO ANAY OHATRA IZAO!
Fongorina ireo rehetra manao sy mampanao tsinontsinona ny Rova, ny Mpanjaka, Manjakamiadana, Antananarivo, ny Malagasy, Madagasikara ho tsinontsinona.
AOK’IZAY!!!!
l’horreur ! imaginez la construction d’un stade de foot dans la cour du château de Versailles !