VIDEO. Une université interdit les cheveux afro, son président s’explique
IMGAM, une université malgache privée d’Antananarivo, a récemment suscité une vive polémique après la publication sur Facebook d’un extrait de son règlement intérieur qui interdit les cheveux afro (notez que le mot « afro » s’écrit avec un seul F).
Interrogé par TV5 Monde, le président a fini par présenter « ses excuses publiquement pour les gens qui sont froissés ». Mais il a également ajouté que « l’idée, c’est pas ça ». Le reportage de TV5 étant incomplet, nous vous mettons également un extrait plus complet de son interview par la société de production audiovisuelle Aye Aye Productions.
Ce reportage de TV5 me rappelle la manipulation sur leur interview d’Elidiot et Lasa ny vazaha. Là aussi, ils manipulent l’interview du président de cette université. Heureusement que Koolsaina a aussi publié l’interview plus longue où il s’explique un peu mieux.
Et sinon la fille interviewée au début, elle a même pas les cheveux afro !!!! c’est l’autre qui a les cheveux afro, la première, c’est juste un peu frisé c’est tout !
ka efa atriny elahela na dia izahay mbola nianatra tao tananarivo dia efa misy io fanavakavahana ny ginta vola io. Fa anga tsy hain ireo gasy taranaka amerindien sy asie veh madagascar io ao anatiny continanta afrique ary 300 km ampitan dranomasina afrique de l est. ary na dia io anarana manomboka Rararara io dia tsy anarana tena gasy fa nohagasina no niforonina nanomboka 1750 ary 1855 no tena napetraka ho any vahoaka vao tonga ary efa tam colonisation 1905 no tena betsaka no nanao azy satria ny cote tsy mety amin io anarana manomboka am Rarrara fa anararana gasy dia hafa fa ny anarana musulman kosa nanomboka taona 700 fa tsy dia apetaka loatra am taranaka…mampalahelo ny fisainan ny tananarivo fa hotrany vahoaka very tanindrazana tena nihaviana ka tsy mahay ny tena marina am tantara ny madagascar fa fitainy secte eglise sy politiky misoloko mamitaka lainga…ny marina tsy mba resy fa lainga tsara lahatra ampiny devoly ratsy
Ny tena olana dia ny tsy fanarahana ny discipline. Raha mametraka discipline ianao dia lazaina fa dictateur na mpanao didy jadona na tsy manaja ny fomba itsy na fomba zaroa.
Misy antony ara-pampianarana sy ara-pedagojika ary ara-psychologie ny fametrahana fepetra. Misy toeram-pampianarana na toerana hafa izay tsy azon’ny lehilahy hanaovana kavina ohatra. Toraka izany ny volo rasta izay mety misy hao. Ao koa ilay volo ankehitriny izay toy ny akalan’ny mpiloloa zezika tain’omby sy ilay karazam-bolo antsoin’ny tanora hoe : « volo nolalovan’ny fitombenan’ny mpamosavy ».
Ny mampalahelo dia nony nahare ny fomba filazan’ny vazaha frantsay azy ny olona sasany, dia lasa mandeha any amin’ny adim-poko. Izay anefa no tadiavin’ny TV5 Afrique satria fantatry ny vazaha fa misy ny gasy lohan’angidina sy marivo salosana.
Rehefa tsy afaka manaraka discipline ianao dia tsy ho lasa lavitra ianao sy ny fiaraha-monina misy anao.