VIDEO. Le décès de Rak Roots entâché par une dérive politique
A Madagascar, faire de la politique ou se rapprocher d’un(e) politicien(ne) peut vous porter préjudice, même après votre mort. Par exemple, à lire certains commentaires dans des groupes Facebook, le décès de l’artiste Rak Roots souffre d’une dérive politique et prend des allures de règlements de comptes (voir screenshots ci-dessous).
Il faut savoir que le chanteur de 30 ans avait été embauché pour participer à la propagande d’Andry Rajoelina lors des élections présidentielles de 2018 (voir vidéo ci-dessous). Il était également un de ses collaborateurs dans le cadre de la réalisation des projets présidentiels. En tout cas, la virulence des commentaires témoigne d’un réel malaise dans une société malgache en perte de valeurs morales.
Oatran fatako le mpanao fiteny bizarre mandegana zay.. le oe koto lilia…
Déjà il faut savoir aussi que Rak Roots piquait des instrus tout faits sur youtube mais il ne disait jamais qui était le vrai compositeur. Il a fait ça pour la moitié de ses chansons et l’autre moitié était produite par des compositeurs locaux qui copient un peu ce qui se fait à gauche à droite. Rien que ça, ça me dérangeait déjà beaucoup donc je ne suis pas vraiment étonné de toute cette haine contre lui vu ses penchants politiques pour les oranze. J’ai pas envie d’en rajouter mais à un moment, vos décisions finissent toujours par vous retomber dessus!
matahoatra ihany aho ra anisany reo mpihira @ le clip propagande, ngo de lasa eo koa! hoatriny mi porte la poisse be le ANR mantsy, aiza ve de zay kitihiny rehetra de tao hoatriny potipotika daholo na maty ho azy tampoka
Quelque soit le politicien qu’il a soutenu, qu’il a fait des chôses qui ont crée des polémiques ou pas.Je n’aime pas cultiver la haine ou faire des discours des haines. Je n’ai pas de haine contre la propre personne du mamimbahoaka ou de son entourage, c’est ce qu’ils font que je n’aime pas.
C’est ce qui me différencie de la mentalité de la plupart des entourages du président
Andray kosa, mba samy olombelona mivahiny sy mpivahiny ihany isika rehetra ety an-tany, tsy misy hijanona mandrakizay ety ko nahoana no dia faly amin’ny fahorian’ny sasany tohizany? Ny fahafatesana izany tompoko dia samy mbola handalo eo amin’izany daholo fa tsy entina handatsana azy akory izany, tsy hainao koa izay ho andronao na rehefa avy eo na ho rapitso na afak’ampitso fa ny mitsaratsara olona aza mba atao, tokony tsy asina couleur politique ny fahafatesana, tsy safidin’olombelona izany fa lahatr’Andriamanitra.
Rehefa halanao ilay filoham-pirenena dia mipetraha sy manginà fotsiny fa matoa izy lany ho mpitondra dia izy izany no sahaza hoan’ny vahoaka Malagasy, ary navelan’Andriamanitra ho eo @io toerana maha filoha azy io izy.
Repose en paix Loïc Rakotonirina
Ny bleme de tsy lany Rajoelina fa nangalabato nanao doublons bobaka be, de zay no mahatonga an ny olona tezitra mafy aminy, satria tena vao maika lasa mahantra kely ny gasy nefa miakatra be ny vidimpiainana. Ra nisafidy mpanao politika kafa Rak Roots de mino aho fa tsy nisy commentaires fankahalana azy toy izao!
Sahaza mon oeil. Miala tsiny aho raha hiakatra fa tsy rariny, izy no dedaka niteny hoe tsy nisy vitan’ny teo aloha mihintsy nefa izay rehetra tsy vitan’ny teo aloha tao anatin’ny 60 taona vitany avokoa raha resaka fampanantenana poakaty. Raha misy ny olona mifikitra amin’ny fitondrana sy mihevitra azy ho mandrakizay eo dia ny mpitondra amin’izao. Tsy mbola nahita mpitondra sahy manandran-tena otran’ireto aho. Efa hita maso hoe tsy mety ny atao mbola sahy midedaka ihany
Na Rak Roots vendrana de nino an le velirano tsy mety tanteraka, na izy matimbola de nivarotra fanahy @ Rajoelina. Dans les deux cas, négatif foana ny image nao refa miaraka @ Rajoelina. Tsy par hasard matoa betsaka ny commentaire mamely mafy azy @ izy maty. Jereo ny video an Luc Hervé fa mbola mahery vava lavitra. Za manokana tsy mirevy an lery depuis izy nanao an io clip miaraka @ Rajoelina io