VIDEO. Un reportage de TV5 sur l’expropriation de terres à Ambohitrimanjaka par le gouvernement
L’expropriation des terres aux habitants d’Ambohitrimanjaka et alentours par le gouvernement Andry Rajoelina commence à faire parler de lui à l’international (voir reportage de TV5 en fin d’article). Pour rappel, le projet immobilier Tanà-Masoandro prévoit l’utilisation de ces terres situées à une dizaine de kilomètres d’Antananarivo.
Une chose est sûre : la grogne monte et censurer les journalistes en confisquant leur appareil photo et en effaçant les photos ne règlera pas le problème, bien au contraire. Opter pour la terreur en mobilisant l’Emmoreg n’est pas non plus une solution.
Pourquoi ? Parce que ces habitants tiennent à leurs terres et ils ont déjà annoncé être prêts à mourir pour cela. Le père Pedro a bien réussi à construire une ville sans exproprier les terres de quiconque, pourquoi le gouvernement ne pourrait-il pas en faire de même ?
MIALA RAJOELINA !!!!
Les rats montent pour bouffer les rizières !
Mais quels rats ? Les Rats Jo Hell !
LOZA AMBONY VATO.
Loza loza
Fa nievina ny foza
& nangetotra ny vorontsiloza,
Ka lanin’ny saka ny kitoza,
Ny vahoaka anefa mitavozavoza.
Toa izany koa ny loza teny Ivato Nahery ny fangalaram-bato,
Mitovy amin’ny tany Tanjombato
& ny nafitsoky ry Rakotovolomboasary Lanto
&ny teny Anosibe Mandrangobato,
Nampiady rafozana & vinanto.
Izao ity ny fifidianana mety hiato
Satria ny CENI hono tsy ampy Ar zato.
Ibal’
BALA RORA.
Efa ho tonga ity ny ora
Ny tanim-bary ho feno trrrano morrra,
Miralenta hoy ny bala rorrra
Nefa atreto aloha ireo governora
Dia lehilahy jiaby angamba vita fora.
Tsy fitiavana tia anakora,
Fa na eny Isotry naAlasora
Be ny tsy an’asa indrindra ny tanora,
Na izany ry taranaka mapar aza mataora
Fa mbola eo capsat & Risarabaomba tsy mitsigoragora.
Tévé+, copié/collé de Favori RAMORA.
Vita tompoko !!
Ibal’.
DIA AHOANA KOA NY MANARAKA !
Dia ahoana koa re, ahoana koa re ny manaraka,
Miady ny akoho & ny tararaka,
Lanin’ny gisa ny gadradraka,
Lasa governora ry Lemaka,
Efa an’ny vahiny Ilakaka
Avy eo koa Ambohitrimanjaka,
Ny mpianatra & ray aman-dreny midanaka
Fa misy 2° session ny baka,
& an-dry Risarabaomba ny laka.
Hazo mi…daraboka.